by
Dag Heward-Mills
Language: Malagasy
Release Date: June 8, 2018
Mananatra antsika ny Baiboly hoe: "Aza samy mihevitra ny azy ihany, fa samy ny an' ny namany koa." (Filipiana 2:4). Ao amin'ity boky ara-potoana ity, i Dag Heward-Mills dia mametraka fanamby aminao handehananao mihoatra ny fieritreretanao ny momban'ny tenanao ka hieritreretanao ny hafa ihany...